| Entry | 1 avo ranjanana |
| Elementary words | 2 avo, 3 ranjanana |
| Part of speech | 4 locution |
| Examples |
5 Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana.
[2.472]
6 ny olona rehetra hitanay tany dia olona avo ranjanana daholo; [2.996] |
| Updated on 2025/07/29 |
|